Sebagaimana tertuang dalam Alquran surat Al-Insyirah ayat 5-6 yang berbunyi: Artinya: Karena sesungguhnya sesudah kesulitan itu ada kemudahan. Sesungguhnya beserta kesulitan itu ada kemudahan. Doa Allahumma la sahla bisa dipanjatkan kapan saja ketika mengalami kesulitan yang berat.
TAO. 1 Izaho ilay lehilahy nahita fahoriana tamin'ny tsorakazon'ny fahatezerany. 2 Izaho no notarihiny sy nampandehaniny ho amin'ny maizina, fa tsy ho amin'ny mazava. 3 Izaho ihany no asian'ny tànany mandritra ny andro mandrakariva. 4 Nataony antitra ny nofoko sy ny hoditro, notapatapahiny ny taolako. 5 Manorina izay hamelezany ahy Izy ary .